Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : mai 2020

Isaia 45:2

Publié par FLM Le Mans le 10/05/202010/05/2020 dans VATSY ANIO

« Handroso eo anoloanao Aho ary handravona ny mikitoatoana, ary hanorotoro ny varavarana varahina, ary hanapaka ny hidy vy. » Mampiasa teny mavesa-danja Andriamanitra eto amin’ny anehoany ny zavatra misakan-dàlana ny olony manatona Azy. Ary izao no teny voalaza eto: Mikitoatoana, varavarana…

Isaia 45:11

Publié par FLM Le Mans le 09/05/202009/05/2020 dans VATSY ANIO

« Izao no lazain’i Jehovah, ny Iray Masin’Israely, dia ny namorona azy: Ny amin’ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan’ny tanako dia aoka ho adidiko ihany. » Ny zavatra ho avy. Inona izany? Ny zavatra ho…

1 Korintiana 15:34

Publié par FLM Le Mans le 08/05/202008/05/2020 dans VATSY ANIO

« Mifohaza tsara. » Mifohaza tsara. Maro ny olona kivikivy na ketraka am-panahy. Varian-kevitra amin’izay tsara tokony hataony izy. Milaza izy fa tsy hanota, nefa manota. Mivavaka amin’ny molony izy fa manozona amin’ny fony. Amin’ny fotoana isehoam-pihetseham-panahin’ny sasany dia mba mihetsika na…

Isaia 48:18

Publié par FLM Le Mans le 07/05/202007/05/2020 dans VATSY ANIO

« Toy izay anie hianao mba nihaino ny didiko, dia tonga tahaka ny ony ny fiadananao, ary ho tahaka ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao. » Toa tsy nety nihaino sy nanaraka ny didin’Andriamanitra ny olona Israely fahiny. Misento Andriamanitra, amin’ny teny eto, mihevitra…

Isaia 48:18

Publié par FLM Le Mans le 06/05/202006/05/2020 dans VATSY ANIO

« Toy izay anie hianao mba nihaino ny didiko, dia ho tonga tahaka ny ony ny fiadananao, ary ho tahaka ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao. » Teny mahafinaritra ny hoe fiadanana. Nefa mainka mahafinaritra ny ananana ny fiadanana. Azo ampitahaina amin’ny ony ny…

Joba 11:7

Publié par FLM Le Mans le 05/05/202005/05/2020 dans VATSY ANIO

« Takatry ny sainao va ny fomban’Andriamanitra? Ary tanteraka va ny fahitanao ny Tsitoha? «  Ny tsi-finoana sy ny famoizam-po dia mihevitra ny fahasoavan’Andriamanitra ho misy fetra sy mitarika ny manana azy hisalasala ny amin’ny herin’Andriamanitra sy ny Fitiavany ny olombelona,…

Hebreo 1:14

Publié par FLM Le Mans le 04/05/202004/05/2020 dans VATSY ANIO

« Ny anjely rehetra dia fanahy manompo, nirahina hanao fanompoana ho an’izay handova famonjena. » Misy anjely manodidina anao, antokon’ny miaro anao fony hianao mbola zaza, ary miaro anao mandrak’ankehitriny. Irak’Andriamanitra hanompo sy hanampy anao. Miambina anao izy, raha matory hianao. Eo…

Jaona 10:13

Publié par FLM Le Mans le 03/05/202003/05/2020 dans VATSY ANIO

« Mandositra izy satria mpikarama ka tsy mitandrina ny ondry. » Tsy tia ny ondry izy, ka tsy mitandrina tsara azy; izany no voalaza ny amin’ny mpikarama amin’ny fiandrasana ondry. Nefa hafa noho izany ny tena mpiandry. Tia ny ondry izy, ka…

Matio 4:21-22

Publié par FLM Le Mans le 02/05/202002/05/2020 dans VATSY ANIO

« Ary raha mbola nandroso Izy, dia nahita olona mirahalahy hafa koa, dia Jakoba, zanak’i Zebedio sy Jaona rahalahany izay niara-nipetraka tamin’i Zebedio rainy teo an-tsambokely ka namboatra ny haratony, ary niantso azy mirahalahy Izy. Dia nandao ny sambokely sy ny…

Salamo 27:3

Publié par FLM Le Mans le 01/05/202001/05/2020 dans VATSY ANIO

« Na dia misy antokony mitoby hiady amiko aza tsy hatahotra ny foko; na dia misy ady mihatra amiko aza, dia hatoky ihany aho. » Matetika isika dia mahita boky na gazety mitantara ady, ary misy olona miresaka ny amin’ny ady koa…

Navigation des articles

Page 1 Page 2 Page 3

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
mai 2020
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031
« Avr   Juin »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © PM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY