Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Catégorie : VATSY ANIO

HO VELONA SA HO FATY?

Publié par FLM Le Mans le 17/08/202117/08/2021 dans VATSY ANIO

EZEKIELA 18:1-18 Safidy sy ny vokany. Nomen’Andriamanitra antsika Olombelona ny lalàna mba hifampifehezana, nefa indrindra koa hitsarana antsika. Karazana tranga mety ho hita amin’olombelona sy ny taranany no velabelarina eto :– (5-9) : Ny Olona marina sy mahitsy ka mahafehy…

NY TOERAN’NY RAY AMAN-DRENY

Publié par FLM Le Mans le 12/08/202112/08/2021 dans VATSY ANIO

OHABOLANA 26:16-27 Mamarana ny andiany faharoa sady farany amin’ireo andiana ohabolana nataon’i Solomona ny boky eto. Ary tsikaritra fa ny lohahevitra nanombohany azy tany am-boalohany indrindra no indro raisiny indray eto am-pamaranana: “ ny anjara toerana sarobidy sy saro-padin’ny ray…

TE HIAHY ANAO HO EO AMBANY ELANY JESOSY

Publié par FLM Le Mans le 10/08/202110/08/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 23:29-39 Ny Fariseo sy ny Mpanoradalàna dia nantsoin’ny Tompo koa hoe bibilava (33), taranaky ny menarana, noho izy ireo mihatsaravelatsihy. Nambarany fa zanaky ny mpamono ny Mpaminany ary mpitora-bato izay irak’Andriamanitra. Izy ireo dia toa hita mikarakara ny fasan’ireo…

AOKA TSY HO MPIHATSARAVELATSIHY

Publié par FLM Le Mans le 08/08/202108/08/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 23:1-15 Izay lehibe aminareo no aoka hanompo (1-3). I Jesosy dia manambara amin’ny vahoaka sy ny mpianatra mba hanaraka tsara izay rehetra lazain’ny Fariseo sy ny Mpanoradalàna. Satria izy ireo no voatendry hampianatra ny lalàn’i Mosesy. Nandrara kosa nefa…

FAMPANANTENANA FANARENANA

Publié par FLM Le Mans le 22/07/202121/07/2021 dans VATSY ANIO

EZEKIELA 11:14-25 Ireo mponina tao Jerosalema. Hita avy tamin’ny teny navoakany ny toe-po feno avonavom-panahy tao amin’ireo mponina tafajanona tao Jerosalema : “ Manalavira an’i Jehovah ; izahay no nomena ity tany ity ho lova” (15); raha tsorina izay voalazany…

MENDRIKA HODERAINA NY TOMPO

Publié par FLM Le Mans le 20/07/202120/07/2021 dans VATSY ANIO

SALAMO 147:1-20 Hira fiderana. Ny fihirana dia sady mendrika ho an’Ilay Andriamanitry ny fahatsarana no mampahazo aina ny mpihira (1). Mahasoa ny miventy, mitanisa, misaintsaina ary mamerimberina ny fahendren’Andriamanitra amin’ny fomba kanto tahaka ny mozika: manandratra, mankalaza, midera Azy noho…

LALAN’NY FAHENDRENA

Publié par FLM Le Mans le 16/07/202116/07/2021 dans VATSY ANIO

OHABOLANA 28:1-14 Làlana roa hisafidianana. Taorian’ny fandinihana nataony dia nametraka safidy roa ny mpanoratra : ny lalan’ny ratsy fanahy sy ny lalan’ny tsara fanahy. Ny tsara fanahy dia ireo izay matahotra an’i Jehovah ka mitandrina ny didiny. Fa tsy mba…

NY FAMOLAVOLAN’ANDRIAMANITRA

Publié par FLM Le Mans le 15/07/202114/07/2021 dans VATSY ANIO

OHABOLANA 27:14-27 Mihisatra aloha (14-16). Rehefa mifanehatra amin’ny Tenin’Andriamanitra isika, dia misongadina eo ny fifanoheran’ny toetsika sy ny takian’ny Tompo amintsika. Tahaka ity olona te-hanao tsara ny namany; nefa tsy nandeha tamim-pahendrena, sy ity vehivavy mitovy amin’ny mpiady an-tsena. Izany…

NY ENDRIKY NY FANJAKAN’NY LANITRA

Publié par FLM Le Mans le 13/07/202113/07/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 20:29-34 Jeriko: tanàna mimanda goavana ; nefa rava tamin’ny andron’i Josoa. Lasa roa izy teto: tanàna taloha sy vaovao. Nivoahan’i Jesosy teto ny iray ary nidirany ny iray any amin’ny Lioka 18.35.Jesosy miara-monina amintsika (29-30). Ny boky nosoratan’i Matio…

NY FAHALEBIAZANA

Publié par FLM Le Mans le 12/07/202112/07/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 20:17-28 Araka ny an’olombelona (20-25). Matetika dia zatra mitsofoka mba hanome toerana tsara ny zanany, na tsy manana traikefa aza, ny ray aman-dreny. Mihoatra noho izany ny any an-danitra, satria toeram-piofanana ny eto an-tany. Ampianarin’ny Tompo ny mpino hahafehy…

Navigation des articles

Page 1 Page 2 … Page 42

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • Fankalazana Noely 2020
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
décembre 2025
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
293031  
« Août    
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © PM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY