« Izao no lazain’i Jehovah: Atsaharo ny fitomaniana sy ny fandatsahanao ranomaso; fa hisy valiny tokoa ny ataonao, hoy Jehovah. Ary hody avy any amin’ny tanin’ny fahavalonao ireny. Ary misy fanantenana ho anao any am-parany, hoy Jehovah; fa ny zaza dia…