« Na dia misy antokony mitoby hiady amiko aza tsy hatahotra ny foko; na dia misy ady mihatra amiko aza, dia hatoky ihany aho. » Matetika isika dia mahita boky na gazety mitantara ady, ary misy olona miresaka ny amin’ny ady koa…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11