« Ary apetraho Aminy ny fanahianareo rehetra fa Izy no miahy anareo. » Ny fanahianareo rehetra na inona na inona karazany, na fanahiana ara-tena na ara-panahy, na lehibe na kely, na mihatra aminao tenanao na momba ny fianakavianao, na momba ny fivelomana…