« Toy izay anie hianao mba nihaino ny didiko, dia ho tonga tahaka ny ony ny fiadananao, ary ho tahaka ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao. » Teny mahafinaritra ny hoe fiadanana. Nefa mainka mahafinaritra ny ananana ny fiadanana. Azo ampitahaina amin’ny ony ny…