« Toy izay anie hianao mba nihaino ny didiko, dia tonga tahaka ny ony ny fiadananao, ary ho tahaka ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao. » Toa tsy nety nihaino sy nanaraka ny didin’Andriamanitra ny olona Israely fahiny. Misento Andriamanitra, amin’ny teny eto, mihevitra…