« Indro tsy matory na rendrehana ny Mpiaro ny Israely. Jehovah no Mpiaro anao. « Raha sasatra ny olona dia te-hatory. Mety ho resin’ny torimaso ny mpiambina amin’ny alina. Loza ny torimasonao. Raha matory ny mpiambina, dia mety ho tonga ny…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11