« Takatry ny sainao va ny fomban’Andriamanitra? Ary tanteraka va ny fahitanao ny Tsitoha? « Ny tsi-finoana sy ny famoizam-po dia mihevitra ny fahasoavan’Andriamanitra ho misy fetra sy mitarika ny manana azy hisalasala ny amin’ny herin’Andriamanitra sy ny Fitiavany ny olombelona,…