Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Catégorie : FAMPIANARANA

Fanazavana ny Raozin’i Lotera

Publié par FLM Le Mans le 23/11/201823/11/2018 dans FAMPIANARANA

Ny ROSE-n’i Martin Luther: Io “rose”-n’i Lotera io dia maneho ny maha-izy azy, ny –TOMBOKASE-n’ny Fiangonana Loterana eran-tany sy ny fampianaran’ny TEOLOJIANY. Izay no ho fintinina eto amin’ity fanolorana ny hevitr’ity “rose” –n’i Lotera ity. Ho zaraiko valo (8) izany…

Didy Folo

Publié par FLM Le Mans le 16/11/2018 dans FAMPIANARANA

DIDY I : “AZA MANANA ANDRIAMANI-KAFA FA IZAHO IHANY” (EKS 20: 3) Heviny, araka ny fampianaran’i Lotera: “Tsy maintsy hatahotra sy ho tia ary hatoky an’Andriamanitra mihoatra ny zavatra rehetra isika”. -oOo- DIDY II: “AZA MANONONA FOANA NY ANARAN’I JEHOVAH…

Fianarana Soratra Masina

Publié par FLM Le Mans le 16/11/2018 dans FAMPIANARANA

“Ny Fanahy Masina no mampianatra ahy fa tsy mila boky na mpampianatra hafa!” Misy fiangonana manana io fisainana io, fa tsy ilaina intsony ny fianarana Soratra Masina amin’olombelona, eny fa na dia ao amin’ny FLM aza rehefa mafana fo loatra…

Lahy sy Vavy

Publié par FLM Le Mans le 16/11/201816/11/2018 dans FAMPIANARANA

Mba hahafahantsika mahafantatra ny fahamarinana dia andao hojerentsika ny Genesisy 1:27 : “Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik’Andriamanitra no namoronany azy; LAHY sy VAVY no namoronany azy”. Miainga amin’io andinin-tSoratra Masina io dia afaka mino…

Fanambadiana

Publié par FLM Le Mans le 12/11/201817/11/2018 dans FAMPIANARANA

NY FANAMBADIANA ARAKA NY FAMPIANARAN’i Martin LOTERA   NY FOTOTRA IORENAN’NY FAMPIANARAN’I LOTERA.           Ny maha mpanota ny olombelona sy ny fahaverezana vokatr’izany ary ny maha Mpamonjy an’Andriamanitra sy ny fanamarinany ny mpanota no ivon’ny fampianaran’i Lotera.Tsy maintsy ho diso izay…

Fototra maha Loterana

Publié par FLM Le Mans le 12/11/201812/11/2018 dans FAMPIANARANA

NY FOTOTRA MAHA LOTERANA Ny Katekista sy ny Evanjelistra miaraka amin’ ny vadiny avy no tsy maintsy lohalaharana ao amin’ ny Fiangonana amin’ ny fahalalàna izay inoany sy ny fahafantarana ny fototra maha-Loterana. Ray aman-dreny ara-panahy ianareo satria miara-miasa amin’…

Tari-dalana

Publié par FLM Le Mans le 11/11/201805/12/2018 dans FAMPIANARANA

« Kanefa aoka ny olona rehetra halady hihaino ho malai-miteny, ho malain-ko tezitra; fa ny fahatezeran’ ny olona tsy ahefana izay marina eo imason’andriamanitra. » Jakoba 1:19-20 Ny fampianaran’i Jakoba rahalahin’ny Tompo dia ahatsapana fa tena Leader na mpitarika izy. Tsy ny…

Andriamanitra

Publié par FLM Le Mans le 23/10/201812/11/2018 dans FAMPIANARANA

  Ny fampianaran’i Martin Lotera ny amin’Andriamanitra Talohan’ny nahitan’i Lotera ny fahazavana tao amin’ny Soratra Masina dia Andriamanitra mahatahotra, sarotra hatonina, mampihorohoro ny amin’ny fahaverezana ao amin’ny helo sy ny afo fandiovana, izany no Andriamanitra fantany. Noho ny fahazavan’ny Filazantsara…

Ny Olombelona

Publié par FLM Le Mans le 23/10/201812/11/2018 dans FAMPIANARANA

Ny fampianaran’i Martin Lotera ny amin’ny olombelona Raha milaza ny amin’ny olombelona indray i Lotera dia soritany mazava tsara fa ny olombelona dia noharina araka ny endrik’Andriamanitra. Koa talohan’ny nidiran’ny fahotana dia tsara sy madio ary tsy nisy fahotanana izy….

Famonjena

Publié par FLM Le Mans le 23/10/201812/11/2018 dans FAMPIANARANA

NY FAMPIANARAN’I MARTIN LOTERA NY AMIN’NY FAMONJENA Asehon’i Lotera ho ivon’ny famonjena ny asam-pamonjena lehibe sady tokana nataon’i Jesosy Kristy teo amin’ny hazo fijaliana. Asan’Andriamanitra ivelan’ny olona izany fa natao ho an’ny olona kosa na « extra nos, pronobis »….

Navigation des articles

Page 1 Page 2

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
novembre 2025
L M M J V S D
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930
« Août    
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © PM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY