Sekoly Alahady
Boky sy fitaovana ampiasaina amin’ny fampianarana ny ankizy.
Tongasoa tompoko eto amin’ny TRANOMBOKY. Fitaovana hamandrihanao boky sy literatiora kristiana voafantina amin’ny endriny vakiana, jerena, sy/na hohenoina (multimedia). Ahafahanao manovo, hitomboantsika amin’ny fahalalana tsara an’Andriamanitra (Kol. 1:10).
Hajoro ho tsangambaton’ny fahafito taona nijoroan’ny Fiangonana FLM Le Mans izy ity, ka isaorana lehibe Andriamanitra noho izao fahatanterahany izao.Manasa anao ary tompoko!
Boky sy fitaovana ampiasaina amin’ny fampianarana ny ankizy.
Boky ho an’ny mpampianatra Sekoly Alahady, mpanabe ara-panahy, ary mpitarika vondrona kristiana.
Boky momba ny fototry ny finoana kristiana, toy ny katesizy, ny sakramenta, ary ny fampianarana teolojika fototra.
Boky fihirana sy hira ara-pivavahana, na lahatsoratra manazava ny tantara sy ny fampiasana hira kristiana.
Boky fanentanana sy torolalana amin’ny vakiteny ara-panahy isan’andro.
Boky sy torolalana momba ny fandaminana ny asan’ny fiangonana sy ny andraikitra ao anatiny.
Baiboly amin’ny fiteny samihafa, dikan-teny maro, na misy fanazavana fanampiny.
Boky sy torolalana ho an’ny mpivady, ray aman-dreny, ary ireo mikasa hanorina tokantrano kristiana.
Boky miresaka ny finoana kristiana sy ny kolontsaina ary ireo tantara kristiana.
Tantaran’ny olona nanana traikefa manokana niaraka tamin’Andriamanitra sy fampianarana ara-panahy samihafa ho an’ny fiainana andavanandro.
Boky mitantara ny tantaran’ny Fiangonana kristiana, na amin’ny sehatra maneran-tany na amin’ny sehatra eo an-toerana.
Boky momba ny fikarohana lalina ara-teolojika, filozofia kristiana, na siansa mifandraika amin’ny finoana.