« Mifohaza tsara. » Mifohaza tsara. Maro ny olona kivikivy na ketraka am-panahy. Varian-kevitra amin’izay tsara tokony hataony izy. Milaza izy fa tsy hanota, nefa manota. Mivavaka amin’ny molony izy fa manozona amin’ny fony. Amin’ny fotoana isehoam-pihetseham-panahin’ny sasany dia mba mihetsika na…