« Ny masoandro tsy mba hamely anao nony andro na ny volana nony alina. » Loza ho an’ny mpandeha irony tany karankain’ny tanamasoandro. Mety mampahalemy ny mpandeha izy, eny mamono azy aza. Misy zavatra maro mamely ny kristiana, toy ny tanamasoandro mamely…