« Jehovah hiaro anao na mivoaka na miditra hatramin’izao ka ho mandrakizay. » Jehovah hiaro ny fivoahanao avy ao an-tranonao ho any amin’ny asanao na ho any amin’ny famitanao ny adidinao; hiaro anao mba tsy ho lavo raha asian’ny fakam-panahy, fa handresy…