« Jehovah no fialofanao eo amin’ny ankavananao. » Tahaka ny tsy isarahan’ny alokao aminao, no tsy isarahan’Andriamanitra aminao. Raha ao ivelan’ny trano isika, ka tsy takona ny masoandro na ny volana dia hitanao fa akaiky anao ny alokao. Tahaka ny anakekezan’ny alokao…