« Jehovah hiaro anao amin’ny ratsy rehetra; eny, hiaro ny fanahinao Izy. » Maro ny zava-mampahory eto an-tany. Be ny ranomaso latsaka, sesehena ny fijaliana mbamin’ny zavatra maha diso fanantenana. Mampangoraka ny fitomanian’ny zanaka. Mampiferinaina koa ny fangirifiriana mahazo ny vaventy. Azo…