« Manopy ny masoko amin’ny tendrombohitra aho; avy aiza ny famonjena ahy? Ny famonjena ahy dia avy amin’i Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany. » Ity olona anankiray sahiran-kevitra mitsangana mijery ny tendrombohitra. Aiza no hahazoany famonjena? Dia miteny amin’ny teniny…