« Handroso eo anoloanao Aho ary handravona ny mikitoatoana, ary hanorotoro ny varavarana varahina, ary hanapaka ny hidy vy. » Mampiasa teny mavesa-danja Andriamanitra eto amin’ny anehoany ny zavatra misakan-dàlana ny olony manatona Azy. Ary izao no teny voalaza eto: Mikitoatoana, varavarana…