« Andriamanitra manohitra ny miavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ny manetry tena. Koa amin’izany, manetre tena, eo amban’ny tana-maherin’Andriamanitra. » Voalaza eto fa toherin’Andriamanitra ny miavonavona. Ny manana an’Andriamanitra ho Mpanohitra dia toy ny mandeha voahodidin’ny fefy avo amin’ny lafiny efatra. Raha…