« Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra. » Mavesa-danja tokoa ny tenin’i Jesosy manao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra. Tamin’ Andriamanitra moa izany ka lehibe noho ny tenin’ny mpanjaka. Manan-kery lavitra noho ny tenin’ny be voninahitra eto an-tany izany, satria…