» Iza no malemy ka tsy malemy aho? Iza no tafintohina ka tsy mirehitra aho. » Amin’izany teny izany i Paoly dia milaza ny tenany ho mahatsiaro firaisana amin’ny sakaizany ara-panahy. Raha misy tafintohina amin’ireo dia reny mangirifiry ny fony. Ny…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11