« Mandositra izy satria mpikarama ka tsy mitandrina ny ondry. » Tsy tia ny ondry izy, ka tsy mitandrina tsara azy; izany no voalaza ny amin’ny mpikarama amin’ny fiandrasana ondry. Nefa hafa noho izany ny tena mpiandry. Tia ny ondry izy, ka…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11