« Izao no lazain’i Jehovah, ny Iray Masin’Israely, dia ny namorona azy: Ny amin’ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan’ny tanako dia aoka ho adidiko ihany. » Ny zavatra ho avy. Inona izany? Ny zavatra ho…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11