« Ny anjely rehetra dia fanahy manompo, nirahina hanao fanompoana ho an’izay handova famonjena. » Misy anjely manodidina anao, antokon’ny miaro anao fony hianao mbola zaza, ary miaro anao mandrak’ankehitriny. Irak’Andriamanitra hanompo sy hanampy anao. Miambina anao izy, raha matory hianao. Eo…