« Dia mitandrema fandrao hadinonao Jehovah. » Tena ilaina ve ity anatra ity? Ny Israely va mety manadino an’i Jehovah, izay namonjy azy tamin’ny loza sy nitondra azy tamim-paharetam-po namaky ny efitra ary nanafa-pahoriana azy tamin’ny fahaporetana rehetra. Mety hanadino Azy va…