« Mba tsy halahelovanareo tahaka ny sasany izay tsy manana fanantenana. » Ny alahelon’ny tsy manana fanantenana dia mety hiafara amin’ny famoizam-po fatratra, hoatry ny alina maizina dia maizina, na sahala amin’ny entana mavesatra mahatonga aretina tsy azo sitranina amin’izay mitondra azy….