« Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako ny famindrampo ho anao. » Ny fiainako rehetra dia feno fahasoavana lehibe mahagaga avy amin’Andriamanitra. Tsy tofoka ahy Izy ary tsy manary ahy. Izaho anefa dia efa sasatra sy kivy noho ny…