« Voavela ny helokao. » Mamiko indrindra amin’ny teny rehetra nivoaka avy tamin’ny vavan’i Jesosy ny hoe: Voavela ny helokao. Faly dia faly tokoa aho, raha mba izaho ilay nipetraka teo an-tongotr’i Jesosy, ka nojereny tamin’ny maso feno fahasoavana sady nanandratany ny…