Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : mai 2020

2 Korintiana 11:29

Publié par FLM Le Mans le 31/05/202031/05/2020 dans VATSY ANIO

 » Iza no malemy ka tsy malemy aho? Iza no tafintohina ka tsy mirehitra aho. » Amin’izany teny izany i Paoly dia milaza ny tenany ho mahatsiaro firaisana amin’ny sakaizany ara-panahy. Raha misy tafintohina amin’ireo dia reny mangirifiry ny fony. Ny…

Matio 9:2

Publié par FLM Le Mans le 30/05/202030/05/2020 dans VATSY ANIO

« Voavela ny helokao. » Mamiko indrindra amin’ny teny rehetra nivoaka avy tamin’ny vavan’i Jesosy ny hoe: Voavela ny helokao. Faly dia faly tokoa aho, raha mba izaho ilay nipetraka teo an-tongotr’i Jesosy, ka nojereny tamin’ny maso feno fahasoavana sady nanandratany ny…

Jeremia 31:2

Publié par FLM Le Mans le 29/05/202029/05/2020 dans VATSY ANIO

 » Izao no lazain’i Jehovah: Hahita fitia any an-efitra ny olona izay sisa tsy matin’ny sabatra; handeha Aho ka hanome fitsaharana ho an’ny Israely. » Tonga hanome fiadanana anao Andriamanitra anio. Ka aza varian-kevitra, aza manahy hianao. Tsy misy antony tsy…

1 Petera 5:7

Publié par FLM Le Mans le 28/05/202028/05/2020 dans VATSY ANIO

« Ary apetraho Aminy ny fanahianareo rehetra fa Izy no miahy anareo. » Ny fanahianareo rehetra na inona na inona karazany, na fanahiana ara-tena na ara-panahy, na lehibe na kely, na mihatra aminao tenanao na momba ny fianakavianao, na momba ny fivelomana…

Matio 28:18

Publié par FLM Le Mans le 27/05/202027/05/2020 dans VATSY ANIO

« Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra. » Mavesa-danja tokoa ny tenin’i Jesosy manao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra. Tamin’ Andriamanitra moa izany ka lehibe noho ny tenin’ny mpanjaka. Manan-kery lavitra noho ny tenin’ny be voninahitra eto an-tany izany, satria…

Hebreo 7:25

Publié par FLM Le Mans le 26/05/202026/05/2020 dans VATSY ANIO

« Koa amin’izany dia mahavonjy tokoa izay manatona an’Andriamanitra amin’ny Alàlany. » Famonjena tanteraka. Teny mahagaga izany ka toa filazana mihoapampana, nefa voalazan’ny Baiboly ka dia teny marina. Noho izany dia eken’ny finoako. Ary na manao ahoana na manao ahoana iheveran’ny olona…

Nomery 24:3-4

Publié par FLM Le Mans le 25/05/202025/05/2020 dans VATSY ANIO

« Hoy Balama, dia ny lehilahy izay voakimpy ny masony, izay mandre ny tenin’Andriamanitra, sady mahita fahitana avy amin’ny Tsitoha, torana kanefa voahiratra ny masony. » Andriamanitra manendry an’i Balama hitso-drano ny Israely ka dia manome hevitra azy aloha. Hoy ny teny…

Jeremia 31:3

Publié par FLM Le Mans le 24/05/202024/05/2020 dans VATSY ANIO

« Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako ny famindrampo ho anao. » Ny fiainako rehetra dia feno fahasoavana lehibe mahagaga avy amin’Andriamanitra. Tsy tofoka ahy Izy ary tsy manary ahy. Izaho anefa dia efa sasatra sy kivy noho ny…

1 Petera 5:5-6

Publié par FLM Le Mans le 23/05/202023/05/2020 dans VATSY ANIO

« Andriamanitra manohitra ny miavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ny manetry tena. Koa amin’izany, manetre tena, eo amban’ny tana-maherin’Andriamanitra. » Voalaza eto fa toherin’Andriamanitra ny miavonavona. Ny manana an’Andriamanitra ho Mpanohitra dia toy ny mandeha voahodidin’ny fefy avo amin’ny lafiny efatra. Raha…

Deoteronomia 30:19

Publié par FLM Le Mans le 22/05/202022/05/2020 dans VATSY ANIO

« Miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona aminareo fa efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana. Koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona hianao sy ny taranakao. » Fotoana lehibe…

Navigation des articles

Page 1 Page 2 Page 3

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
mai 2020
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031
« Avr   Juin »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY