» Ary Jehovah niteny tamin’ i Josoa ka nanao hoe : Lazao amin’ ny zanak’ Israely hoe : » Fidio ny tànana fandosirana izay nasaiko nolazain’ i Mosesy taminareo, … dia ho fandosirana ho anareo izany mba tsy ho azon’…
Mois : novembre 2020
» Ary Jehovah Andriamanitra dia niantso an-dralehilahy ka nanao taminy hoe : Aiza moa hianao ? « Mamoaha ny amin’ ny toetrao, ka mihainoa, fa miantso Andriamanitra hoe : Ra-olombelona ô, aiza moa hianao ? Tsy hoe : » Taiza…
» Fa ny fanatitra iray ihany no efa nahatanterahany ho mandrakizay izay olona hamasinina. « Fanatitra indray monja ! Sady fanatitra lehibe tsy misy toa azy. Ny Zanany Lahitokana no nafoin’ Andriamanitra, eny, nomeny mba hampahoriana sy hampijaliana, ka hiafara…
» Dia hoy Samoela tamin’ i Saoly : Na dia noheverinao ho kely aza ny tenanao, moa tsy tonga lohan’ ny firenena Israely va ? Ary Jehovah nanosotra anao ho mpanjakan’ Israely. Satria nandà ny tenin’ i Jehovah hianao, dia…
» Ireo rehetra ireo dia maty tamin’ ny finoana, kanefa tsy mbola nahazo ny teny fikasana; fa nahatazana azy eny lavitra eny izy ka ravoravo niarahaba azy dia nanaiky fa vahiny sy mpivahiny tety ambonin’ ny tany izy … fa…
» Izy no ananantsika fanavotana amin’ ny rany, dia ny famelana ny fahadisoantsika, araka ny haren’ ny fahasoavany, izay nataony ho antsika « . Endrey izany fanavotana mahagaga izany, fa hoe : famelana ny fahadisoantsika. Fahasambaran’ ny lanitra amin’ izay nampijalian’…
» Ry Jesosy Tompo ô, mamindrà fo aminay. « Maro ireo hiram-piangonana izay hiraina mandritra ny fotoana sasany, nefa rehefa aoriana dia hadino, ka tsy hiraina intsony. Misy anefa andalan-kira anankiray izay tsy ho faty raha mbola velona ny fiangonan’…
» Toa iray dia monja no anelanelako sy ny fahafatesana. « » Dia iray monja « . Tsy mba miraika loatra momba ny dia tsirairay ataontsika isika, fa manao dia maro tsy misy antony aza isan’ andro. Toa tsy mampaninona antsika…
» Avy Amiko izao zavatra izao. « Efa tafatsangana hiady amin’ ny Israely ny taranak’ i Joda. Voasakana tamin’ izany anefa izy noho ny tenin’ Andriamanitra hoe : » Aza mandeha hiady amin’ ny rahalahinareo, fa samia mody any an-tranony…
» Fa amin’ ny zavatra rehetra dia mampiseho ny tenanay ho mpanompon’ Andriamanitra izahay, dia amin’ ny faharetana be, amin’ ny fahoriana, amin’ ny faharetana amin’ny fahantrana, amin’ ny kapoka, amin’ ny fatorana, amin’ ny tabataba, amin’ ny fisasarana, amin’…