» Fahavokisam-pifaliana eo anatrehanao. « Tsy fifaliana tsotra amin’ izao no atolotra eto, fa hoe : fahavokisam-pifaliana. Ary eo anatrehan’ Andriamanitra no ahazoana azy. Nahoana no eo ihany no ahitana izany ? Ny fahazavan’ ny tavan’ ny Tompo no sady…