» Tsy mba manao amintsika araka ny fahotantsika Izy na mamaly antsika araka ny helotsika. » Ry Andriamanitra feno fahasoavana mahagaga ô, tena tsy misy tahaka Anao ! Koa misaotra Anao indrindra aho, fa lehibe tsy misy fetra na faritra…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11