» Mosesy nidina avy tao an-tendrombohitra Sinay, ary tsy fantany ho mamirapiratra ny hoditry ny tavany noho ny nitenenan’ i Jehovah taminy. « Zava-mahagaga mety mitranga izany, saingy tsy fantatr’ izay itrangany. Raha fantany manko izany, dia mety midera tena…