» Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona; hamoaka izay tena rariny tokoa Izy. « Mampalahelo ny volotara torotoro. Ny hitarika rano na hanao asa hafa tandrify azy no tokony ho asany, saingy tratry ny fahavoazana…