» Anaka, aza atao ho zavatra kely ny famaizana ataon’ i Jehovah, ary aza reraka raha resi-lahatry ny anatra Ataony hianao. « Mety mahareraka sy mahakivy ny famaizana. Mampitanondrika sy mampanetry tena koa izy ka mahatonga famoizm-po. Sasatry ny famaizana…