» Dia hoy Samoela tamin’ i Saoly : Na dia noheverinao ho kely aza ny tenanao, moa tsy tonga lohan’ ny firenena Israely va ? Ary Jehovah nanosotra anao ho mpanjakan’ Israely. Satria nandà ny tenin’ i Jehovah hianao, dia…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11