» Ary Jesosy niteny taminy niaraka tamin’ izay hoe : Matokia, fa Izaho ihany, aza matahotra. « Nataon’ ny mpianatra fa matoatoa ilay nitsangatsangana tamin’ ny ranomasina. Kanjo izao : Ilay sakaizany tsara indrindra. Nataony koa fa hanjary fasana handrakotra…