Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : octobre 2020

Salamo 42:2

Publié par FLM Le Mans le 31/10/202031/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Tahaka ny diera mihanahana maniry ny rano an’ ony no anirian’ ny fanahiko Anao Andriamanitra ô. «  Indro ny diera mangetaheta. Atrakany ny lohany. Mihanahana izy. Dia manimbolo rano. Mikiakiaka izy, midradradradra – mihazakazaka – miakiaka indray. Tsy mahita…

2 Timoty 4:16-17

Publié par FLM Le Mans le 30/10/202030/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Tamin’ ny nandaharako voalohany hanala tsiny ny tenako, dia tsy nisy nomba ahy, fa nandalo ahy avokoa izy rehetra. ( Aza mba isaina ho helony anie izany ). Kanefa ny Tompo nitsangana teo anilako ka nampahery ahy. «  Entina…

Eksodosy 12:13

Publié par FLM Le Mans le 29/10/202029/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary ny ra dia ho famantarana ho anareo eo amin’ ny trano izay itoeranareo; ary raha mahita ny ra Aho, dia handalo anareo. «  Izay nampiavaka ny Zanak’ Israeky tamin’ ireo Egyptiana tamin’ ny alina nahatsiravina iny dia ny…

Hebreo 11:8

Publié par FLM Le Mans le 28/10/202028/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Finoana no naneken’ i Abrahama rehefa nantsoina hiainga hankany amin’ izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany « . Tsy fantatr’ i Abrahama izay halehany. Nefa nandeha ihany izy. Satria izao: Zavatra…

2 Korintiana 11:28

Publié par FLM Le Mans le 27/10/202027/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Afa-tsy ireo zavatra ivelany, dia mbola misy koa izay mahazo ahy isan’ andro dia ny fiahiana ny fiangonana rehetra. «  Avy nanonona zavatra marobe nahazo azy teo amin’ ilay asany maro sampana i Paoly Apostoly, tahaka ny hoe ;…

Asa 6:15

Publié par FLM Le Mans le 26/10/202026/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary izay rehetra nipetraka teo amin’ny Synedriona, raha nandinika an’ i Stefana, dia nahita ny tarehiny tahaka ny tarehin’ Anjely. «  Tokony ho nampahatezitra sy ho nampangirifiry an’ i Stefana mafy ireo fiampangana tsy marina sy ny faharatsiana bevava…

Hebreo 2:11

Publié par FLM Le Mans le 25/10/202025/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Koa izany no tsy mahamenatra Azy hanao ireo hoe  » rahalahy. «  Tokony ho nahamenatra tokoa ny ho rahalahin’ ny olombelona, fa olona nifanditra, nifamono, nifandainga, nanjakan’ ny fitiavan-tena sy ny fijejojejoana, mpankahala an’ Andriamanitra, eny, nisy aza nitsinkasina…

2 Samoela 23:4

Publié par FLM Le Mans le 24/10/202024/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary izany dia toy ny fahazavan’ ny maraina, raha miposaka ny masoandro, dia ilay maraina tsy misy rahona iny. «  Mazàna dia saronan’ ny maizina ny fiainan’ olombelona. Ny fizahan-toetra, ny fanahiana, ny fanindronan’ ny fieritreretana dia sahala amin’…

Jakoba 1:12

Publié par FLM Le Mans le 15/10/202015/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Sambatra izay olona maharitra fakam-panahy; fa rehefa voazaha toetra izy, dia handray ny satroboninahitra fiainana. «  Fijaliana ny fakam-panahy. Tsaroan’ ny alaim-panahy fa akaiky azy mihitsy ny devoly mbamin’ izay fofon’ aina ratsy avy amin’ ny helo. Tsy fahotana…

Ohabolana 23:7

Publié par FLM Le Mans le 14/10/202014/10/2020 dans VATSY ANIO

 » Fa tahaka ny heviny ao am-pony ihany no toetrany. «  Asio fiambenana tsara ny eritreritrao am-po, fa marika ilazana ny fiainanao manontolo ny eritreritrao. Raha ratsy ny eritreritrao, dia tonga ratsy koa ny tenanao. Raha maloto ny eritreritrao, dia…

Navigation des articles

Page 1 Page 2 Page 3

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
octobre 2020
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  
« Sep   Nov »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © PM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY