» Izy no ananantsika fanavotana amin’ ny rany, dia ny famelana ny fahadisoantsika, araka ny haren’ ny fahasoavany, izay nataony ho antsika « . Endrey izany fanavotana mahagaga izany, fa hoe : famelana ny fahadisoantsika. Fahasambaran’ ny lanitra amin’ izay nampijalian’…