» Fa Hianao mampirehitra ny jiroko; Jehovah Andriamanitro no hampahazava ny fahamaizinako « . Endrey, izany soa azo avy amin’ ny jiro kely mirehitra amin’ ny alina. Indrindra fa amin’ ny olona marary no ahitana izany. Manafohy ny alina maizina izy…
Mois : novembre 2020
» Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona ; hamoaka izay tena rariny tokoa Izy « . Zava-dratsy noho ny volotara torotoro aza ny lahin-jiro manetona, fa sady tsy mahavita izy no manimba koa. Mandoto ny rivotra…
» Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona; hamoaka izay tena rariny tokoa Izy. « Mampalahelo ny volotara torotoro. Ny hitarika rano na hanao asa hafa tandrify azy no tokony ho asany, saingy tratry ny fahavoazana…
» Indrisy ! olo-mahantra aho ! Iza no hanafaka ahy amin’ ny tenan’ ity fahafatesana ity ? Misaotra an’ Andriamanitra aho amin’ ny alàlan’ i Jesosy Kristy Tompontsika « . Raha misy teny tandrify ahy dia ity : Indrisy ! olo-mahantra…
» Dia hoy Davida tamin’ i Gada : Indrisy ! poritra loatra aho ! aleontsika ho azon’ ny tànan’ i Jehovah, – fa lehibe ny famindram-pony « . Indrisy tokoa, fa poritra sy feno tahotra ny olon’ Andriamanitra matetika. Ary arakaraky…
» Ary ny hanina nohanina dia hanina nomena avy amin’ ny mpanjaka araka ny tokony ho anjarany isan-andro isan-andro tamin’ ny andro rehetra niainany « . Tantaran’ ny mpanjakan’ i Joda natao hoe Joiakima ity. Nataon’ ny Mpanjakan’ i Babylona gadra…
» Anaka, aza atao ho zavatra kely ny famaizana ataon’ i Jehovah, ary aza reraka raha resi-lahatry ny anatra Ataony hianao. « Mety mahareraka sy mahakivy ny famaizana. Mampitanondrika sy mampanetry tena koa izy ka mahatonga famoizm-po. Sasatry ny famaizana…
» Ary Joba dia namaly an’ i Jehovah ka nanao hoe : Fandrenesan’ ny sofina ihany no nandrenesako Anao; fa ankehitriny izao kosa dia ny masoko no mahita Anao; koa dia miaiky sy mibebaka eto amin’ ny vovoka sy ny…
» Ny fahatsaram-panahy voazaha toetra mahatonga fanantenana. « Tsy mbola tena velona ao am-pon’ ny olon’ Andriamanitra sasany ny fanantenana ny fiainana mandrakizay. Mahafeno ny sainy loatra sady maminy ny fiainana aty an-tany, fa toa lavitra azy ny fiheverany ny…
» Nefa aoka hangataka amin’ ny finoana izy ka tsy hiahanahana akory; fa izay miahanahana dia toy ny alon-dranomasina entin’ ny rivotra ka atopatopany « . Miovaova mandrakariva ny alon-dranomasina. Raha mahery ny rivotra, dia lehibe ny onja. Raha tony kosa…