» Avy Amiko izao zavatra izao. « Efa tafatsangana hiady amin’ ny Israely ny taranak’ i Joda. Voasakana tamin’ izany anefa izy noho ny tenin’ Andriamanitra hoe : » Aza mandeha hiady amin’ ny rahalahinareo, fa samia mody any an-tranony…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11