Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : novembre 2020

Eksodosy 34:29

Publié par FLM Le Mans le 20/11/202020/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Mosesy nidina avy tao an-tendrombohitra Sinay, ary tsy fantany ho mamirapiratra ny hoditry ny tavany noho ny nitenenan’ i Jehovah taminy. «  Zava-mahagaga mety mitranga izany, saingy tsy fantatr’ izay itrangany. Raha fantany manko izany, dia mety midera tena…

Eksodosy 23:7

Publié par FLM Le Mans le 19/11/202019/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Manalavira izay teny lainga « . Mampalahelo, fa maro ny teny lainga aty amintsika. Miharihary ny sasany. Ao amin’ ny mangingina ny sasany. Mahavoa sy manimba izy ireny fa mahatonga fifandrirana mety miafara amin’ ny fifamonoana aza. Teny anankiray aloha,…

Hebreo 7:25

Publié par FLM Le Mans le 18/11/202018/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Koa amin’ izany dia mahavonjy tokoa izay manatona an’ Andriamanitra amin’ ny alàlany Izy « . Moa misy famonjena tanteraka tokoa ho an’ ny olona rehetra, sa ilàna fanoloran-tena manokana no hahazoana azy ? Tsia, fa izao no tenin’ ny…

Josoa 14:10-11; 13-14

Publié par FLM Le Mans le 17/11/202017/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary Kaleba nanao tamin’ i Josoa hoe : Ary ankehitriny, indro efa misy dimy amby valopolo taona aho izao. Nefa mbola matanjaka ihany aho izao tahaka ny tamin’ ny andro nanirahan’ i Mosesy ahy; tahaka ny tanjako tamin’ izany…

Romana 4:19-21

Publié par FLM Le Mans le 16/11/202016/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary satria tsy mba nalemy finoana izy, dia nihevitra ny tenany izay efa hoatry ny maty, ary tsy niahanahana ny amin’ ny teny fikasan’ Andriamanitra tamin’ ny tsy finoana izy, fa nampaherezin’ ny finoana, ary natoky indrindra fa izay…

Salamo 103:10

Publié par FLM Le Mans le 15/11/202015/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Tsy mba manao amintsika araka ny fahotantsika Izy na mamaly antsika araka ny helotsika.  » Ry Andriamanitra feno fahasoavana mahagaga ô, tena tsy misy tahaka Anao ! Koa misaotra Anao indrindra aho, fa lehibe tsy misy fetra na faritra…

Efesiana 6:13

Publié par FLM Le Mans le 14/11/202014/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian’ Andriamanitra mba hahazoanareo hanohitra amin’ ny andro mahory, ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra hianareo « . Ho andro mahory ve izao andro hodiaviko izao ? Andriamanitra irery ihany no mahalala. Andro…

Salamo 16:11

Publié par FLM Le Mans le 13/11/202013/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Fahavokisam-pifaliana eo anatrehanao. «  Tsy fifaliana tsotra amin’ izao no atolotra eto, fa hoe : fahavokisam-pifaliana. Ary eo anatrehan’ Andriamanitra no ahazoana azy. Nahoana no eo ihany no ahitana izany ? Ny fahazavan’ ny tavan’ ny Tompo no sady…

Matio 14:27

Publié par FLM Le Mans le 12/11/202012/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary Jesosy niteny taminy niaraka tamin’ izay hoe : Matokia, fa Izaho ihany, aza matahotra. «  Nataon’ ny mpianatra fa matoatoa ilay nitsangatsangana tamin’ ny ranomasina. Kanjo izao : Ilay sakaizany tsara indrindra. Nataony koa fa hanjary fasana handrakotra…

Hebreo 11:27

Publié par FLM Le Mans le 11/11/202011/11/2020 dans VATSY ANIO

 » Naharitra toy ny mahita izay tsy hita izy. «  Toa zava-miafina sy mifanohitra ny hoe : Mahita izay tsy hita. Nefa izany indrindra no ilazana ny fiainan’ ny kristiana ara-panahy. Izany  » toy  » ny manambara ny finoana izany…

Navigation des articles

Page 1 Page 2 Page 3

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fankalazana Noely 2020
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
novembre 2020
L M M J V S D
 1
2345678
9101112131415
16171819202122
23242526272829
30  
« Oct   Déc »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY