» Ary satria tsy mba nalemy finoana izy, dia nihevitra ny tenany izay efa hoatry ny maty, ary tsy niahanahana ny amin’ ny teny fikasan’ Andriamanitra tamin’ ny tsy finoana izy, fa nampaherezin’ ny finoana, ary natoky indrindra fa izay…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11