» Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona ; hamoaka izay tena rariny tokoa Izy « . Zava-dratsy noho ny volotara torotoro aza ny lahin-jiro manetona, fa sady tsy mahavita izy no manimba koa. Mandoto ny rivotra…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11