» Koa amin’ izany dia mahavonjy tokoa izay manatona an’ Andriamanitra amin’ ny alàlany Izy « . Moa misy famonjena tanteraka tokoa ho an’ ny olona rehetra, sa ilàna fanoloran-tena manokana no hahazoana azy ? Tsia, fa izao no tenin’ ny…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11