» Naharitra toy ny mahita izay tsy hita izy. « Toa zava-miafina sy mifanohitra ny hoe : Mahita izay tsy hita. Nefa izany indrindra no ilazana ny fiainan’ ny kristiana ara-panahy. Izany » toy » ny manambara ny finoana izany…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11