» Ary Kaleba nanao tamin’ i Josoa hoe : Ary ankehitriny, indro efa misy dimy amby valopolo taona aho izao. Nefa mbola matanjaka ihany aho izao tahaka ny tamin’ ny andro nanirahan’ i Mosesy ahy; tahaka ny tanjako tamin’ izany…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11