» Ry Jesosy Tompo ô, mamindrà fo aminay. « Maro ireo hiram-piangonana izay hiraina mandritra ny fotoana sasany, nefa rehefa aoriana dia hadino, ka tsy hiraina intsony. Misy anefa andalan-kira anankiray izay tsy ho faty raha mbola velona ny fiangonan’…