» Ary Jehovah Andriamanitra dia niantso an-dralehilahy ka nanao taminy hoe : Aiza moa hianao ? « Mamoaha ny amin’ ny toetrao, ka mihainoa, fa miantso Andriamanitra hoe : Ra-olombelona ô, aiza moa hianao ? Tsy hoe : » Taiza…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11