» Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian’ Andriamanitra mba hahazoanareo hanohitra amin’ ny andro mahory, ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra hianareo « . Ho andro mahory ve izao andro hodiaviko izao ? Andriamanitra irery ihany no mahalala. Andro…